HAFATRY NY PAPA FRANSOA HO AN’NY ANDRO FAHA- 58 MANERAN-TANY NY FIANTSOAN’ANDTRA

Masindahy Josefa: ny nofin’ny fiantsoan’Andriamanitra Rahalahy sy anabavy malala!

Tamin’ny 8 desambra lasa teo, nandritra ny tsingerin-taona faha-150 n’ny fanambarana ny maha-mpiaro ny Eglizy maneran-tany an’i Md Josefa, no nanombohan’ny taona natokana ho azy (jereo: Décret de la Pénitencerie Apostolique, 8 desambra 2020). Ho ahy manokana, dia nanoratra ny Taratasy apostolika Patris corde aho, « hampitomboana ny fitiavana an’ity Olomasina lehibe ity ». Satria manko sady fitaratra miezinezina ho antsika izy, no « mifandraika mivantana amin’ny maha-olona antsika ny fiainany ». Tsy mba nanaitra na nanintona teto ivelany i Md Josefa, tsy mba nanana fanomezam-pahasoavana manokana izy, tsy nanaitra ny mason’izay nifanena taminy izy. Tsy olo-malaza nampitolagaga izy: tsy nampita na dia teny iray naloaky ny vavany ny Evanjely, nefa nahavita zavatra nigagana teo imason’Andriamanitra tamin’ny fiainany andavanadro......[Tsindrio eto hamaky ny tohiny]

23/04/2021

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*