TARATASY EZAKA OLOARAIKY ATSIKA JIABY - manomboka ny Paka hatramin'ny 15 août

An-kafaliana sy an-karavoana no anolorako fiarahabana sy firarian-tsoa omban-tsodrano ho antsika “Olo Araiky Jiaby Fratelli Tutti” amin’izao Paka 2021 izao. Tsy mihambahamba aho ny milaza fa tena Paka Manokana ity Paka ity satria iarahantsika mianakavy midera sy manome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fankalazana an’i Kristy tafatsangan-ko velona izany hoe hanambarantsika amin’ny feo manakoako ny fandreseny ny ratsy ary matoky isika fa anisan’ny ratsy resy ity KORONTANAVIRUS ITY. Joyeuses Pâques isika jiaby Aleloia ! [Tsindrio eto hamaky ny taratasy......]

09/04/2021

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*