TATITRA VOKATRY NY FIHAONAN'NY VOATOKANA ETO AMIN'NY DIOSEZY NY 2-4 JIONA

Tafavory teto Antsiranana izahay Voatokana rehetra eto amin'ny Diosezy ny zoma faha-2 ka hatramin'ny alahady faha-4 jona 2017. Marihana fa efa fanin-telony izao no namorian'ny Arsevekantsika ny Relijiozy rehetra ka mifandimby isan-taona ny toerana anaovana ny fihaonana. 140 ny isan'ireo namaly ny antso avy amin'ny Fikambanana 21 misy ato amin'ny Diosezy. Ny loha-hevitra nanentana anay tamin'izany dia ny hoe :

"Jesoa mpiara-belona, miara-dalana amintsika voatokana hiatrika ny fanamby miandry amin'ny fikolokoloana sy fiahiana nyTranobe lombonana "...[.....]

08/06/2017

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*