FILAZANA MANJO

Mbola ao anatin’ny vanim-potoan’ny Paka isika ka amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika EOV Jiaby , fa nantsoin'ny Ray hody any Aminy, ny Alatsinainy 24 avril 2023, i Mompera TIANA DOLIN, 

teraka tamin’ny 23 sepitambra 1991 tao Sambava namasinina pretra tamin’ny 11 septambra 2022 tao ANDAPA

Hoy: - Son Excellence Monseigneur Benjamin Marc RAMAROSON, Arsevekan’Antsiranana, - Son Excellence Monseigneur Michel Malo, Arseveka Emerite - Révérend Père Jean Claude Vial sy Révérend Père Jaomamy, Vikera Jeneraly - Ny Fianakaviamben’ny Pretra rehetra eto amin'ny Diosezin’Antsiranana - Ny Relijiozy sy ny Voatokana lehilahy sy vehivavy ato amin'ny Diosezin’Antsiranana - Ny kristianina rehetra EOV eto Ambalamanasa II nanombohany ny asa maha pretra - Ny Kristianina rehetra EOV ato amin’ny Diosezin’Antsirana - Ny Ray amandreniny BELAHADY Georges sy i SOAZADRY Félicité sy ny Fianakaviana nipoirany. Ny Razana dia andrasana ao amin’ny Eglizy Mb Terezin’I Jesoa Zazakely Sambava Centre ka ny Eokaristia fisaorana an’Andriamanitra sy fanaovana veloma farany azy dia hatao ao amin’ny Eglizy Très Saint Pur Coeur de Marie Ambondrona ny Alakamisy 27 avril 2023 amin’ny 11 ora, mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny toerana hiandrasany ny fitsanganan-ko velona "Sambatra ny mpampihavana, fa hantsoina hoe zanak'Andriamanitra izy" (Mt 5, 9)

27/04/2023

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*