Agenda et infos diverses

Fankalazana ny Sampakazo 2018 - Eglizy Iraka Katedraly renivohitry ny diosezy

Ilazana isika tanora katolika jiaby eto Diego fa ny fankalazana ny Sampakazo 2018 dia atao any amin'ny Eglizy Iraka Katedraly renivohitry ny diosezy, NY 23-24-25/Marsa/2018 ho avy izao.   Toy izao NY fandaharam-potoana:   ZOMA 23 marsa :  *18h 00: miara-mamonjy messe chrismale amin'ny Katedraly atsika jiaby.   ASABOTSY 24 marsa :  *MARAINA: 6h 00: Samy mamonjy lamesa amin'ny Eglizy iraka misy azy  7h 30: fahatongavana any amin'ny Katedraly. 08h 00-09h 45: Conférence débat : "Ramose Lucien BOTOVASOA s'y NY Politika" ( Mgr Benjamin Marc RAMAROSON, Arsevekan'Antsiranana). 10h 00- 11h 30: Conférence débat : " Tanora sy NY fiainam-pitiavana" ( P RAZAFINDRAMETATRA Eldorado)   *TOLAK'ANDRO:  14H 30- 16H 00: Conférence débat : " Aza matahotra ry Maria, fa sitrak'Andriamanitra ianao" (P RAMALAZA Rolin Angelot). 16h 30-17h 00: Adoration.   ALAHADY 25 marsa : MARAINA:  *7H 30: Fahatongavana eo amin'ny RITZ. 8H 30: Fizarana s'y fitsofandrano sampakazo. 8h 45: Procession mankany Katedraly. 09h 15: Sorona Masina lehibe tarihin'ny Arseveka. 12h 00: fiaraha-misakafo amin'ny Arsevekantsika.   TOLAK'ANDRO 14H 30- 17H 00: RENCONTRE SPORTIVE SY ANIMATION ISAN-KARAZANY. Koa amboaro NY programme-ntsika tanora fa any Katedraly ny rendez-vous-ntsika amin'ny 23-24-25/Marsa/ hoavy izao.  EKIPA VTKA

Agenda du père évêque - 2023

 

Des dates sont susceptibles de changement et cela indépendamment du Père Evêque. Que nos prières l'accompagnent à
travers ces voyages et ces visites pour que ces derniers soient une occasion de renouveau et de réconfort pour ceux qu'il visite

 

  • FEVRIER 

10-12 : Intronisation Mahajanga
13-18 : Réunion Sceam Accra

  • MARS

1-6 : Synode Intercontinental
7-12 : France
12-19 : Retraite Rome Jubilé « OEuvre de l’Eglise »
20-22 : Session Interdisciplinaire
22-23 : conseil de l’Evêque
24-25 : Conseil presbytéral (arrivée des prêtres)
26 : Montagne des Français
27-29 : Réunion des Prêtres
30 : RécollectionMesse Chrismale

 

  • AVRIL

31mars -1 avr : Conseil Economique et foncier
2-9 : Semaine Sainte Pâques Cathédrale
12 : Pélérinage national Lucien Botovasoa
16 : Inauguration Chapelle de la Miséricorde Port Bergé
20-30 : Visite Pastorale Sect Nord (à organiser)

 

  • MAI

1-6 : 1ère Assemblée Plénière
8-15 : Retraite Spirituelle des Evêques
19 Mai –25 juin : Visite Pastorale Sect Nord (à organiser)

 

  • JUIN 

16-18 : Visite Pastorale Cathédrale Sacré Coeur

 

  • JUILLET

27Juin-16 juillet Mois sacerdotal
23 : Voeux Soeurs CIM
26-30 : JNE Tana

 

  • AOÛT 

01-06 : JMJ Lisbonne
06-17 : Europe
19-21 : Consécration St Joseph Ambodipont
22-24 : Conseil Permanent

  • NOVEMBRE 

7-16 : Assemblée des Evêques
20-26 : Formation Permanent+ II ème étape Synode

  • DECEMBRE 

1 -26 Déc : Visite Pastorale Sava (à organiser)

 

 

 

 

 

 

 

Merci mamangy e !

MB THERESE DE L'ENFANT JÉSUS 
SY ZELIE - LOUIS MARTIN Olontsambatra Ray amand-Reniny

 

Mbola mitohy hatramin'izao eto amin'ny Nosintsika Madagasikara ny famangian' ny "reliques" n'i Masimbavy Thérèse de L'enfant Jésus sy ny Ray aman-dReniny Zélie sy Louis Martin Olontsambatra, nanomboka ny faha 01 volana jolay ka hatramin'ny 22 septambra.

Tsy  latsa-danja tamin'izany  ny diosezin'Antsiranana izay toerana faharoa nandalovan'izy ireo taorian'ny diosezin'Antananarivo.
Ka isaorantsika Andriamanitra fa tamin'ny finoana sy am-piombonana vavaka tanteraka isika mianakavy OloAraiky tamin'ny fandraisana azy telo mianaka. 

 

ATOLOTRA ETO IREO SARY MIHETSIKA (VIDEO)  ny PELERINAGE
niarahantsika tamin'izy telo mianaka

 

 Samedi 04 Juillet 2015 :  Messe à la Cathédrale

 

1ère partie messe à la cathédrale, cliquer ici

2ème partie messe à la cathédrale, cliquer ici

3ème partie messe à la cathérdrale, cliquer ici

 

NY HIRA FILAMATRA tamin'ny famangian'izy telo mianaka, tsindrio eto

 

Entintsika ambavaka ny famangian'izy telo mianaka mba hitondra fahasoavana ho antsika tsirairay avy, hananantsika fahatsoram-po sy feno fitiavana an'i Jesoa tahaka an'i Mb Terezy, ary koa hitondra fahasoavana ho an'ny fianakaviana (eglizy kely), sy ny diosezy manontolo. 

Marihina fa mandritra ny volana "sacerdotal", volana voatokana hihaonan'ireo pretra ao amin'ny diosezy miaraka amin'ny eveka izao famangian'i Mb Thérèse sy ny Ray aman-dReniny izao. Mb Thérèse moa araka ny fantantsika dia tena manam-pitiavana manokana ho an'ny pretra. Koa mivavaka isika mba hitondra fahasoavana lehibe ho an'ireo pretrantsika izany rehetra izany ka haniraka azy ireo ho apostoly masina hizara ny hafalian’ ny Vaovao amin’ny toerana rehetra andefasan’ny Tompo azy. Ankinintsika amin’ny Fo Masin’i Jesoa Mpiaro ny Diosezintsika ary amin’i Masina Maria Mpanjakavavin’ny Apostoly.

 

Paroisse Tanambao Antsiranana

 Ny Paroasy Notre-Dame de l'Assomption Tanambao 
dia faly manasa antsika mianakavy tsy an-kanavaka 
mba handray anjara amin'ny 

FARIMBONA LEHIBE
NY ALAHADY 31 MAY 2015
Manomboka amin'ny 
06h00 maraina
Ao amin'ny Paroasy Notre-Dame de l'Assomption