Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika tapaka sy namana, isika EOV JIABY,
fa i Mompera JAOTOMBO Gabriel dia nantsoin’ ny Ray hody any Aminy ny Asabotsy faha-30 desambra 2023. Indro ny filazana mikasika an’izany  
Mavesatra izao fahalasanana izao nefa matoky ny Famindrampon’Andriamanitra isika. Ny famindrampo anie hitsena azy ka hahavita ny pakany izy ary ny famindrampo hankahery antsika jiaby
Hifampivavaka miaraka amin’I Masina Maria sy Md Josefa ary Olts Lucien Botovasoa
P Benjamin
 
                        
         
            
             filazanamanjo mompera Gabriel
filazanamanjo mompera Gabriel
