« Amin’izao fotoam-pibebahana izao dia manavao ny finoantsika isika, manovo ilay "ranovelon’"ny fanantenana sy mandray amin’ny fo misokatra ny fitiavan’Andriamanitra izay manova antsika ho mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin’i Kristy. Hanavao ny toky nomena tamin’ny Batemy isika amin’ny alin’ny Paka, mba hateraka indray ka ho tonga lehilahy sy vehivavy vaovao, noho ny asan’ny Fanahy Masina….. »
Mirary Karemy Masina mitondra antsika hiakatra ho an’i Jerosalema hanaovantsika « départ vaovao » ka hahatonga antsika ho EOV MISIONERA VITA BATEMY KA IRAHINA HO TABERNAKLA VELONA
 
                        
         HAFATRY NY RAY MASINA HO AN'NY KAREMY 2021_MG
HAFATRY NY RAY MASINA HO AN'NY KAREMY 2021_MG
