KAREMY 2026 _ HAFATRY NY PAPA RAY MASINA LEON 14

MIHAINO SY MIFADY HANINA

Ry rahalahy sy anabavy malala,
Ny Karemy dia vanim-potoana anasan’ny Eglizy, amin’ny
fitiavan-dreny, antsika hamerenana ho ivon’ny fiainantsika ny misterin’Andriamanitra ka hahazo hery indray ny finoantsika ary tsy hiparitaka eo anelanelan’ny tebiteby sy ny fihahakaha-kevitra isan’andro ny fontsika......[tsindrio eto hamaky ny tohiny]

27/02/2026

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*