FILAN-KEVITRA IOMBONAN’NY DIOSEZY - FEHIN-KEVITRA


Notanterahina ny faha-16 ka hatramin’ny faha-21 jolay 2018 tao amin’ny Centre Spirituel Saint Augustin ny Filan-kevitra pastoraly voalohan’ny Diosezin’Antsiranana. Nandray anjara feno tamin’izany ny tolagna, dia ny Pretra, Voatokana, lahika izay miisa 112, avy amin’ny lafivalon’ny Diosezy. Miara-misaotra an’Andriamanitra isika noho ny fitantanany sy ny fanilovan’ny Fanahiny; isaorana indrindra isika niara-niasa loha na ny lavitra na ny akaiky tamin’ny fanohanana am-bavaka.
Tsy tanjona izao fa fanombohana sy varavarana misokatra amin’ny maha-“génération mpanorina” antsika EOV. Kihon-dalana eo amin’ny fiainan’ny Diosezy izao nataontsika izao

Vakio eto ny fehin-kevitra farany vokatry ny filan-kevitra 2018

16/08/2018

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*