HAFATRY NY FIVONDRONAMBEN’NY EVEKA ETO MADAGASIKARA

“Ny Fanahy Fahamarinana no hitari-dalana anareo amin’ny marina rehetra” (Jo 13, 20)

Ho an’ny mpino katolika manerana ny Nosy Ho an’ny vahoaka malagasy sy ny tsara sitrapo rehetra, Homba anareo anie ny Fiadanana! Ry havana, Hafaliana ho anay Evekan’i Madagasikara ny nihaona tamin’ny alalan’ny « vidéoconférence », nifampizara vaovao sy nifampidinidinika. Isaorana Andriamanitra fa mafy orina ny finoantsika na dia eo aza ny fitsapana manohintohina ny fiainana ny maha zanak’Andriamanitra antsika. Amin’izao Pantekôty 2021 izao dia tianay Raiamandreninareo ny mitondra hafatra amin’ny maha-dimbin’ny Apostoly anay, manohy ny iraka nankinina amin’ny Eglizy Reny, sady Mpampianatra no Mpaminany

Tsindrio eto hamaky ny tohiny

 

28/05/2021

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*