HAFATRY NY KARDINALY ny amin'ny famangian'i Papa Fransoa eto Madagasikara

Vaovao mahafaly ho an' ny Fiangonana Katolika ny fitsidihan' ny Papa François any Madagasikara izay efa ôfisialy.
Ny fampahalalana dia nataon' ampahibemaso tamin'ny Alarobia faha 27 marsa lasa teo tao tamin' ny alalan' ny Nonciature sy ny Episcopal ny Fiangonana Katolika. Taorian'ny filazazan'i Mgr Paolo Rocco Gualtieri nonce apostolique dia nifandimby nandray fitenenana ireo tompon'andraikitra amin'izany ka ny kardinaly Mgr Désiré Tsarahazana no niteny ho any vahoaka malagasy rehetra naneho ny hafaliana amin'izany famangiana izany, vakio eto ny hafatra....  

29/03/2019

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*