KONGRESY EOKARISTIKA NASIONALY - TAOM-BAVAKA (JANOARY LAHARANA 01

Miomana ho amin’ny taon-jobily lehibe amin’ny taona 2025 isika, araka ny fa naon’ny Eglizy isaky ny 25 taona, ka ny taona 2023 dia natao ho Taonan’ny Konsily ary ny taona 2024 dia natokana ho Taom-bavaka. Faratam pony amin’ny vavaka ny Eokaristia ary ny Kongresy Eokaristika nasionaly izay omanintsika dia anisan’ny manamarika izany. Hetsika hanehoana finoana, hiai nana ny fitiavana ary hamelomana fanantenana ny Kongresy Eokaristika. Koa fotoana àry izao hahafantarantsika bebe kokoa izany. Hiezaka isika handalina ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny Eokaristia ary tsy hoadinointsika ny mifampiton dra am-bavaka satria “mpiray tampo avokoa” isika.....Tsindrio eto hamaky ny tohiny

01/02/2024

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*