Làlan'ny Hafaliana - Fankalazana ny hateloana mialoha ny pantekôty - 2020

Làlan'ny HAFALIANA

Fitsaohana ny sakramenta masina tamin'ny hateloan'andro niandrasana ny fankalazana ny pantekôty teto amin'ny diosezin'Antsiranana.
Naharitra nivavaka ireo apôstôly niaraka tamin'i Masina Maria niandrandra ny fahatongavan'ny Fanahy masina izay nampanantenain'i Kristy.
Ho vavaka lalandava anie ny fiainantsika izay mampiombona antsika amin'Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy masina ka hahatonga antsika ho sahy hiaina ny finoana amin'ny maha EOV antsika

vidéo tapany faharoa (tsindrio eto)

05/06/2020

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*