LITANIAN'NY MPANETRY TENA miaraka amin'i Lucien Botovasoa

FINOANA, FANANTENANA, FITIAVANA, FAHAMARINANA, FAHAMALINANA, FAHONONANA, FAHEREZANA, OLON'NY FIHAVANANA, TIA NY ZAVA-BOAHARY, NIZARA HAFALIANA LALANDAVA, izany rehetra izany ny hatsaram-panahy niainan'i Lucien Botovasoa ka modely ho antsika. 

Ho fiomanana ara-panahy ny amin'ny fananganana azy ho olontsambatra atao amin'ny 15 Aprily 2018, hivavaka isika miaraka aminy amin'ny alalan'ny Litanian'ny mpanetry tena izay nosoratany fa indrindra koa mandritra ny fotoan'ny karemy ....[......tsindrio eto]

 

19/02/2018

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*