Matoria am-piadanana mompera Norbert Bedimasy

Mifanompoa manaraka ny fanomezam-pahasoavana noraisinareo…ka mahaiza mifampizara” 1 Pi 4, 10

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika tapaka sy namana ary ny EOV rehetra fa ny Rahalahinay : Mompera BEDIMASY Norbert pretran’ny diôsezy Antsiranana
Dia nantsoin’ ny Ray hody any Aminy ny Alarobia faha 05 septambra 2018, rehefa nivahiny 63 taona teto an- tany, teo amin’ ny faha 24 taona naha- pretra  azy tato amin’ny diosezin’Antsiranana.

Tsindrio eto hijery ny "vidéo" ny lamesa fanaovam-beloma azy farany

- tapany voalohany

- tapany faharoa

 

 

12/11/2018

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*