SAMBAVA - Fihaonana Voatokana - Pantekôty 15 Mey 2016

Tany Sambava no natao ny fihaonan'ireo voatokana ato amin'ny diosezy tamin'ity taona 2016 ity, ny faha-13 ka hatramin'ny 15 Mey lasa teo. Sorona masina lehibe no nentina namaranana ny fihaonana niaraka tamin'ireo kristianina faritra SAVA tamin'ny Alahady fankalazana ny Pantekôty.....

- Hihaino ny toriteny  (audio) tsindrio eto

- Lamesa tapany I (vidéo) tsindrio eto

- Lamesa tapany II (vidéo ) tsindrio eto

31/05/2016

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*