HAFATRY NY EVEKA MALAGASY ny 13 mai 2017

“Manaova asa mendrika vokatry ny fibebahana ary miovà ho amin’ny tsara”( Lk 3,8)


HAFATRA HO AN’NY KRISTIANINA REHETRA SY IREO TSARA SITRAPO REHETRA


Efa imbetsaka izahay Eveka no nanoratra sy nanaitra mikasika ny zavamisy eto amin’ny firenena. Marina fa misy ireo ezaka natao, na avy amin’ny mpitondra isan’ambaratonga, na eo anivon’ny vahoaka. Milaza miara-mahita anefa isika fa mikorosy fahana hatrany ny fiainam-pirenena amin’ny lafiny maro.
Hamafisinay izay efa nambaranay tamin’ny alalan’ny Birao maharitra sy ireo fikambanan-dRelijiozy lahy sy vavy momba an’iny habibiana mampihoron-koditra sady zava-doza niseho tany Antsakabary, Antsirabe ary Antsohihy iny; ka tsy fanairana intsony no ilaina fa fiovam-penitra mahery vaika hanova izao zava-misy izao ....[.........]

 

En version française cliquer ici : MESSAGE DE LA CONFERENCE EPISCOPALE MALGACHE mai 2017

 

 

18/05/2017

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*