Famangian'i Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson tao PARIS

Namangy ny Fiangonana Katolika Malagasy ao Paris ny Arseveka Mgr Benjamin Ramoroson.
Fankalazana ny Sorona Masina no nanatanterahany ny fitsidihana ny alahady faha-17 janoary 2016, alahady faha-2 mandavataona ny taona D.

Sorona Masina izay nanokafana ihany koa ny fankalazana ny faha-10 taona ny fikambanana ADIAAMADA, miara-miasa amin’ny Arsidiosezy Avaratra sy Atsinanana.

 

 Fampianarana ny mameno ireo siny enina, izay sinin'ny fiaianantsika no sakafom-panahy avy tamin'ny Arseveka
izay tsy inona fa ny FAHASAHIANA - FAHAFOIZANA - FANETREN-TENA - FITIAVAM-BAVAKA - FANOMPOANA ary FIFANDRAISANA

Tsindrio eto hamaky ny tohin'ny fampianarana

Tsindrio eto hijery ny sary fahatsiarovana tamin'ny fandalovana tao Paris

 

 

 

 

26/04/2016

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*