Ry Kristianina havana, Alahady fahatelo aminy fahatongavan'ny Tompo isika izao dia tonga eo anivon'ny fotoana fankalazana ny fiavian'ny Tompo izany. Tsy mahagaga raha ireo vakiteny telo androany manasa atsika, raha azo fintinina amin'izany, hivelona sahady, higoka sahady ilay hafaliana raha tonga ny Tompo eo anivontsika. Toa manahirana anefa mandinika an'izay satria ireo zavamisy manodidina atsika dia toa mifanohitra amin'izay. Izany indrindra ry Kristianina havana no antony nahatongavan'ny Tompo satria mila azy isika na marimarina tokoa ny fitiavany atsika dia tsy misy fetra ary tsy afaka handao atsika nohariana izy fa fitiavany isika. Ka noho ny fitiavany dia tiany ho ao anatin'ny fiadanana isika, ary izay fiadanana izay no entiny eto amintsika. Raha ao ..... (tsindrio eto hamaky ny toriteny)

