26 AVRIL NO HANKALAZANA AN’I LUCIEN BOTOVASOA OLTS

Raha ny marina araka ny hitantsika amin’ny vavaka fankalazana io dia ny 17 avril no andro voatokana fankalazana an’i Lucien Botovasoa Olts. Araka ny fantatsika dia andron’ny PAKa ny 17 avril ary ny herinadro manaraka ny Paka dia mbola fankalazana ny Paka ary ny 25 avril fankalazana an’i Md Marka Apostoly noho izany dia ny 26 AVRIL NO HANKALAZANA AN’I LUCIEN BOTOVASOA OLTS.  Ao anatin’ny hateloana Masina isika TRIDUUM PASCAL ka manararaotra izao hafatra izao no mirary : FANKALAZANA PAKA MASINA HO ANTSIKA JIABY. I JESOA NANDRESY NITSANGAN-KO VELONA ANIE HANKAHERY SY HANILO ANTSIKA JIABY KA SAMY VONONA TOKOA ISIKA HANAO « DEPART VAOVAO » KA ZARY HO OLON-DEHIBE AMIN’NY FINOANA, HO TABERNAKLA VELONA EO ANIVON’NY MPIARA-BELONA HANORINA NY TRANOMBE IOMBONANA  

JOYEUSES PAQUES ISIKA JIABY. MANAOVA FETY SAMBATRA 

MITSODRANO ANAREO JIABY. MIVAVAHA HO AN’ITY MPANOMPONAREO

Mgr Ramaroson Benjamin

14/04/2022

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*