HAFATRY NY FIVONDRONAMBEN’NY EVEKA ETO MADAGASIKARA

“Indro aho eo aminareo mandrakariva mandrapahatongan’ny faran’izao tontolo izao” (Mt 28, 20)


Ry havana malala,
Tafavory teto Antananarivo izahay Eveka Raiamandreninareo tamin’ity herinandro ity, taorian’ny fitsidihana nataonay tany Roma niaraka tamin’ny Papa Fransoà sy ireo sampan-draharaha isan-tsokajiny ao Vatikana ka te hampita hafatra fohy ho anareo rehetra ary te hamelombelona indray ny fanantenana sy ny hafaliana amin’izao hanombohantsika ny vanim-potoanan’ny Fiavian’ny Tompo (Avent) izao, hiomanana amin’ny Noely ary hidirantsika mankany amin’ny taona vaovao 2023......(tohiny)

05/12/2022

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*