NY LINEAMENTA 2 ho Entintsika manohy ny Sinaody

Fanontaniana-tarikevitra enti-miasa @Sinaody (Lineamenta)

Lohahevitry ny Sinaody :
« Eglizy Ôlo, Velomin’ny Batemy, ho Tabernakla velona »


Ho Antsika EOV JIABY
Homba antsika mianakavy anie ny Fiadanan’ny Tompo
« Potika ny tany, ny tranobe iombonana simba, miharobaka, vokatry ny fitondran-tena tsy am-piheverana ka mitaky fiovam-penitra mahery vaika, hanova ny zava-misy atrehina amin’izao. Aoka ho tonga saina tokoa isika satria ny tanjona dia ny fahatsiarovan-tena, ny fahasahiana manova ho fangirifirian’ny tena ny zava-mitranga eo amin’ny tontolo manodidina, ny fiaikena fa misy anjara biriky azon’ny tsirairay entina.
Noho ny fahalotoan’ny rivotra, noho ny tontolom-piainana mikolokolo loto, noho ny fiovaovan’ny toetr’andro dia potika ny tranobe iombonana ka miharatsy ny fiainan’ny taranak’olombelona… » (Papa Fransoa).......[vakina eto ny tohiny]

05/12/2022

Laissez votre opinion

Auteur*

E-mail*

url

Commentaires*

Code*