HAFATRA AVY AMIN'NY VAOMIERAN'NY EVEKA MOMBA NY RARINY SY NY FIADANANA
(JUSTICE ET PAIX) ETO MADAGASIKARA
« HARENA NY HARENA RAHA MAMOKATRA ARY MAMOKATRA HO AN'NY BESINIMARO »
Ho an'ny tompon'andraikitra isan'ambaratonga eto amin'ny firenena,
Ho an'ny vahoaka Malagasy sy ireo olona tsara sitrapo.
Homba anareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin'i Jesoa Kristy Tompo !
Indroa isan-taona no manao fihaonana lehibe (Assemblée Générale) izahay Vaomieran'ny Eveka momba ny
fahamarinana sy fiadanana (Justice et Paix) cto Madagasikara. Tamin'ity taona 2025 ity dia notanterahina ny 08
May ka hatramin'ny 12 May ny fihaonanavoalohany tetoMadiorano - Diosezy Toliara..... (tsindrio eto hamaky ny tohiny)



