DIOCÈSE / ÉVÉNEMENTS

FILAZANA MANJO

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika tapaka sy namana, isika EOV JIABY,
fa i Mompera JAOTOMBO Gabriel dia nantsoin’ ny Ray hody any Aminy ny Asabotsy faha-30 desambra 2023. Indro ny filazana mikasika an’izany  

Mavesatra izao fahalasanana izao nefa matoky ny Famindrampon’Andriamanitra isika. Ny famindrampo anie hitsena azy ka hahavita ny pakany izy ary ny famindrampo hankahery antsika jiaby  

Hifampivavaka miaraka amin’I Masina Maria sy Md Josefa ary Olts Lucien Botovasoa  

P Benjamin

 

02/01/2024

VERS LE CONGRE EUCHARISTIQUE KEN 2024 23-25 AOUT 2024

Brève présentation de ce qu’est un Congrès Eucharistique

 Historique

Notre présentation sur les congrès eucharistiques ne saurait être exhaustive.

02/01/2024

Message et exhortation 3ème ETAPE DU SYNODE

« Que le langage du Christ habite parmi vous avec sagesse ; instruisez-vous et reprenez-vous les uns les autres avec sagesse… » (Col 3, 16)

02/01/2024

DIACONIE DE LA BEAUTE

« Rendre la beauté aux artistes et les artistes à la beauté », tel est le slogan de la première édition.

Un événement qui marquera l’histoire de la ville de Diego.

02/01/2024

Hafatra sy fanentanana ho an’ny EOV jiaby sy ny olona tsara sitrapo rehetra ato

« Hitoetra be dia be ao anatinareo anie ny tenin’i Kristy, ka hifampianatra sy hifananatra amin’ny fahendrena rehetra ianareo » (Kol 3,16a).

21/10/2023

HAFATRA AVY AMIN’NY VAOMIERAN’NY EVEKA MISAHANA NY JUSTICE ET PAIX

« Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa ho voky izy Sambatra izay tia fihavanana fa antsoina hoe zanak’Andriamanitra izy » Mt 5, 6.9

 

14/10/2023

Emission sur la politique - Enseignement audio

Une série d'émissions sur la Politique pour accompagner les simples gens en ce temps de crise à la veille des élections

1ère émission : cliquer ici

2ème émission : cliquer ici

04/10/2023

FIJANONA FAHAROA SINAODY FAHA-7 eto Antsiranana (St Augustin), 1er- 8 Oct

SINAODY MIARA-DALANA
Matetika aho mivolagna amintsika tsy « misy kisendrasendra fa ataon’Andriamanitra izao rehetra izao hanehoan’Andriamanitra ny fitiavany ho an’izay tiany… »
Tian’Andriamanitra ny diosezintsika ka MIARA-DALANA AMIN’NY SINAODY Faha-16 ERAN-TANY ANY ROMA ny fankalazan’ny sinaody faha 7 ataontsika. Isaorana Andriamanitra.
Manantena ny Eglizy eran-tany ny Mpandrindra sy Mpanomana ny Sinaody any Roma hanao vavaka manokana ho an’ny Sinaody ka indro atolotra antsika NY RANOMBAVAKA ATAONTSIKA NY AMIN’NY ALAHAFADY FAHA 24 SY FAHA-25 amin’ny teny frantsay sy amin’ny teny malagasy. Manasa antsika handray hanao io RANOMBAVAKA io sady hivavahantsika manokana ihany koa ho an’ny Sinaody faha 7 ataontsika satria ny vavaky ny Sinaody no mamarana ny Ranombavaka.....(Vakina eto ny tohiny)

04/10/2023

FILAZANA MANJO

Mbola ao anatin’ny vanim-potoan’ny Paka isika ka amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika EOV Jiaby , fa nantsoin'ny Ray hody any Aminy, ny Alatsinainy 24 avril 2023, i Mompera TIANA DOLIN, 

27/04/2023

7ème Synode - Message lors de la célébration de la clôture et de l'ouverture

Message lors de la célébration de la clôture de la première année du 7ème Synode du diocèse et de l’ouverture de la deuxième année
Ce n’est pas nous mais la grâce de Dieu avec nous

03/02/2023