DIOCÈSE / ÉVÉNEMENTS

TARATASY EZAKA OLOARAIKY ATSIKA JIABY - manomboka ny Paka hatramin'ny 15 août

An-kafaliana sy an-karavoana no anolorako fiarahabana sy firarian-tsoa omban-tsodrano ho antsika “Olo Araiky Jiaby Fratelli Tutti” amin’izao Paka 2021 izao. Tsy mihambahamba aho ny milaza fa tena Paka Manokana ity Paka ity satria iarahantsika mianakavy midera sy manome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fankalazana an’i Kristy tafatsangan-ko velona izany hoe hanambarantsika amin’ny feo manakoako ny fandreseny ny ratsy ary matoky isika fa anisan’ny ratsy resy ity KORONTANAVIRUS ITY. Joyeuses Pâques isika jiaby Aleloia ! [Tsindrio eto hamaky ny taratasy......]

09/04/2021

Ho antsika Olo Araiky Jiaby EOV

 Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesanantsika Olo Araiky Jiaby EOV fa nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alatsinainy 29 mars 2021, rehefa nahazo ny Sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany i Mompera FANIVANA Jean Michel ( 06 Juillet 1962- 29 Mars 2021) rehefa nivahiny 59taona teto an-tany, ary 29 taona naha Pretra azy (16 Août 1992). Nahavita ny pakany izy niaraka amin’I Jesoa no tompoiny sy ny toriny tamim-pinoana, tamim-panantena ary tamim-pitiavana ka matoky isika fa ny Famindrampon’Andriamanitra hitsena azy ary izy hivavaka ho antsika mbola mivahiny eto antany  

Ankinintsika ambavaka izao voina manjo antsika izao.  Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria, Md Josefa Ray Mpiaron’ny Eglizy Erantany sy Olts Lucien Botovasoa

29/03/2021

Le Pape invite à un Carême d’espérance vive et de charité active

À quelques jours de l’entrée en Carême, mercredi des Cendres 17 février, le message du Pape François pour cette période de jeûne et de prière a été rendu public, vendredi 12 février. Intitulé «Voici que nous montons à Jérusalem… » (Mt 20, 18) Le Carême: un temps pour renouveler notre foi, notre espérance et notre charité», il expose la manière dont chaque fidèle doit renouveler ces trois vertus théologales suivant le modèle du Christ.

14/02/2021

HAFATRY NY PAPA RAY MASINA KAREMY 2021

« Amin’izao fotoam-pibebahana izao dia manavao ny finoantsika isika, manovo ilay "ranovelon’"ny fanantenana sy mandray amin’ny fo misokatra ny fitiavan’Andriamanitra izay manova antsika ho mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin’i Kristy. Hanavao ny toky nomena tamin’ny Batemy isika amin’ny alin’ny Paka, mba hateraka indray ka ho tonga lehilahy sy vehivavy vaovao, noho ny asan’ny Fanahy Masina….. »  

   

Mirary Karemy Masina mitondra antsika hiakatra ho an’i Jerosalema hanaovantsika « départ vaovao » ka hahatonga antsika ho EOV MISIONERA VITA BATEMY KA IRAHINA HO TABERNAKLA VELONA

14/02/2021

MESSAGE DU PAPE FRANÇOIS À L'OCCASION DE LA 29è JOURNÉE MONDIALE DES MALADES 202

Vous n’avez qu’un seul maître et vous êtes tous frères (Mt 23, 8). La relation de confiance à la base du soin des malades

 

Chers frères et sœurs !

La célébration de la 29ème Journée Mondiale du Malade, qui aura lieu le 11 février 2021, mémoire de Notre-Dame de Lourdes, est un moment propice pour réserver une attention spéciale aux personnes malades et à celles qui les assistent, aussi bien dans les lieux dédiés aux soins qu’au sein des familles et des communautés. Ma pensée va en particulier vers tous ceux qui, dans le monde entier, souffrent des effets de la pandémie du coronavirus. Je tiens à exprimer à tous, spécialement aux plus pauvres et aux exclus, que je suis spirituellement proche d’eux et les assurer de la sollicitude et de l’affection de l’Église.........lire la suite

10/02/2021

FETY JIRO MASINA 02 FEBROARY - EGLIZY IRAKA VICTOIRE RASOAMANARIVO - TAPANY 1

10/02/2021

FETY JIRO MASINA 02 FEBROARY - EGLIZY IRAKA VICTOIRE RASOAMANARIVO - TAPANY 2

10/02/2021

FAHA 10 TAONAN'NY GARDE D'HONNEUR EGLIZY IRAKA TANAMBAO - TAPANY 1

10/02/2021

FAHA 10 TAONAN'NY GARDE D'HONNEUR EGLIZY IRAKA TANAMBAO - TAPANY 2

10/02/2021

FAMBOLEN-KAZO JANOARY 2021

10/02/2021